Jen 1

Fitantarana voalohany ny nahariana an’izao tontolo izao. 1 Tamin’ny voalohanyAndriamanitranahary ny lanitra sy ny tany. 2 Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny haizina nanarona ny hantsana ary ny…

Jen 2

1 Toy izany no nahavitan’ny lanitra sy ny tany mbamin’izay rehetra nomba azy. 2 Ary tamin’ny andro fahafito dia efa vitan’Andriamanitra ny asa nataony; ka tamin’ny andro fahafito Izy nitsahatra…

Jen 3

Fahalavoana 1 Ny bibilavano fetsy indrindra amin’ny biby rehetra eny an-tsaha izay nataon’i Iaveh Andriamanitra. 2 Hoy izy tamin-dravehivavy: «Hay va re Andriamanitra nanao hoe: Aza mihinana amin’ny hazo rehetra…

Jen 4

I Kaina sy i Abela 1 Ary i Adama nahalala an’i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an’i Kaina, sy nanao hoe: «Efa nampisy olona anankiray aho tamin’ny…

Jen 5

Ireo patriarka talohan’ny safodrano 1 Ity no boky misy ny tantaran’i Adama. Tamin’ny naharian’Andriamanitra ny olombelona dia nataony manahaka an’Andriamanitra izy. 2 Lahy sy vavy no nahariany azy; ary notsofiny…

Jen 6

Ireo zanaka lahin’Andriamanitra sy ny zanaka vavin’ny olombelona 1 Nony efa niantomboka ho maro ny olona teto ambonin’ny tany ary efa niteraka zazavavy izy 2 dia hitan’ireo zanak’Andriamanitrafa tsara tarehy…

Jen 7

1 Hoy i Iaveh tamin’i Nôe: «Midira ao an-tsambo fiara ianao sy ny ankohonanao rehetra, fa amin’izao olona miara-belona aminao izao, dia ianao no hitako ho olo-marina eo anatrehako. 2…

Jen 8

1 Ary Andriamanitra nahatsiaro an’i Nôe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin’ny tany ary nihena ny rano;…

Jen 9

Fanekem-pihavanana vaovao 1 Dia nitso-drano an’i Nôe sy ny zanany lahy Andriamanitra, ka nanao taminy hoe: «Miteraha maro, mihabetsaha ary mamenoa ny tany. 2 Hatahotra anareo sy himalo avokoa ny…

Jen 10

Firenena taranak’i Nôe mameno ny tany 1 Izao no taranak’i Sema sy i Kama ary i Jafeta, zanak’i Nôe. Nitera-dahy izy ireo taorian’ny safodrano. 2 Zanak’i Jafeta: i Gômera, i…